Entry hefarana (efatra)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Mandritra ny efatra andro: Nijanona hefarana teto izy dia lasa
Halavam-potoana efatra andro: Nandritra ny hefarana no naharetan' ny fanadinanay [1.1]
Explanations in French Quatre jours [1.3]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20