Entry |
hazon-damosina
|
Elementary words | hazo ; lamosina |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry [1.1]
|
Explanations in English | The spinal bone, the spine. [1.2]
|
Explanations in French | L'épine dorsale [1.3]
|
| Colonne vertébrale [1.13]
|
Examples | Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry.
[2.472]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs |
|