Entry | 1 hazon-damosina |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Biology |
Explanations in Malagasy | 4 Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry [1.1] |
Explanations in English | 5 the spinal bone, the spine. [1.2] |
Explanations in French | 6 l'épine dorsale [1.3#230]7 colonne vertébrale [1.13] |
Examples |
8 Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472#] |
Synonyms | 9 tohivany |
Elementary words | 10 hazo, lamosina |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word hazon-damosina |
Updated on 2023/08/26 |