Entry hazandrano (haza, rano)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy anarana iraisan'ny biby fanjono [SLP 1986]
Explanations in English [rano, water.] fish, shrimps, water snails, etc., used as food. See laokan-drano. [Richardson 1885]
 fish; cf. trondro [Hallanger 1973]
Explanations in French nom générique des poissons et de tout ce qu'on pêche [SLP 1986]
Vocabulary 
Analogues  trondro
Tables and plates Dried fish
Examples 
1Maty ny hazandrano, ka maimbo ny rivotra rehetra noho ny fofona. [White: Patriarka]
2Mihemotra ny onja, sintonina ihany ny lakana hipoky ny hazandrano. [Rajaonarivelo: Bina, page 12]
3Rehefa lasa lavidavitra ny mpaka hazandrano, niteny indray ilay Vazaha lehibe. [Andraina: Mitaraina, page 241]
Quotes 
Articles 

Updated on 2020/11/22