Entry havia
Part of speech noun
Malagasy definition amin' ny vatan' ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon' ny fo ary izay mifanitsy amin' io ila io, mifanohitra amin' ny havanana: Amin' ny havian-dalana mandeha / Tanan-kavia [Rajemisa 1985]
English definition the left side [Richardson 1885]
 the left hand or the left side [Hallanger 1973]
French definition le côté gauche, la main gauche [Hallanger 1974]
Derivations 
Antonyms 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry havia
Part of speech noun
French definition qui est inférieur en grade à un autre [Abinal 1888]
Synonyms haviany

2016/03/04