Entry haviany > havia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Amin' ny olona sy ny biby, ny havia dia ny ilany tena misy ny fo, mifamaly amin' ny ilany tsy misy ny fo, dia ny havanana. [1.10]
 Amin' ny vatan' ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon' ny fo ary izay mifanitsy amin' io ila io, mifanohitra amin' ny havanana: Amin' ny havian-dalana mandeha / Tanan-kavia [1.1]
Explanations in English The left side [1.2, 1.7]
 The left hand [1.7]
Explanations in French La main gauche [1.3, 1.8]
 Le côté gauche [1.3, 1.8]
Examples 
1Ny an-dRobera ny havia, fa io no manakaiky ny foko. [2.499]
2Dia mitsikitsiky mitodika havia sy mitodika havanana. [2.245]
Derivatives 
 
Antonyms 
Compound words 
Proverbs 

Entry haviany > havia
Part of speech noun
Explanations in French Qui est inférieur en grade à un autre [1.3]
Synonyms haviany

Anagrams