Entry haron > arona (rona)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ahilana, atongilana, araika: Aza aròna mankany an-kavia ny lohanao [1.1]
Explanations in French à incliner, à faire pencher [1.3]
Morphology 
Present : arona, aroko, aronao, arony, arontsika, aronay, aronareo, aron', aron-, arom-, aro-
Past : narona, naroko, naronao, narony, narontsika, naronay, naronareo, naron', naron-, narom-, naro-
Future : harona, haroko, haronao, harony, harontsika, haronay, haronareo, haron', haron-, harom-, haro-
Imperative : arony

Entry haron > aroña
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Ary: etsy sy aroña [1.78]

Entry haron > Arona
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Arona, Aarona: [2.996]
Explanations in Malagasy  [1.38]
Explanations in English Aaron [2.996]
Explanations in French Aaron [2.996]
Vocabulary 
Other spellings 
Biblical quotes 

Anagrams 

Entry haron > haro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famadibadihana zavatra mba hifangaroan' ny ao anatiny tsara
Fanaovana izay hampikambana ka hampiray zavatra roa na maro [1.1]
 Fitambarana taharo roa na maromaro [1.13]
  [Taisaka] Fifangaroana [1.78]
Explanations in English A mixture. [mal. And jav. Aru, to stir up.] [1.2]
 A mixture [1.7]
Explanations in French Mélange [1.8]
 Complexe, mélange, composition [1.13]
Derivatives 
 
Compound words 
Analogs  fangaro ~ laro

Entry haron > haro
Part of speech noun
Explanations in French  [Taisaka] Corbeille [1.82]

Entry haron > haro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] fihadiana [1.78]

Entry haron > haro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] alina [1.78]

Anagrams 

Entry haron > harona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fakana na fisavana zavatra ao amin' ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin' ny tanana any am-bava; fanatsofohana ny tanana ao anaty zavatra [1.1]
Explanations in English The act ot putting the hand into something [1.7]
Explanations in French Action de fouiller, de porter la nourriture à la bouche avec la main, d’introduire la main, les doigts, un instrument dans quelque chose [1.3]
 Action de fouiller de la main [1.8]
Morphology 
Simple : harona, haroko, haronao, harony, harontsika, haronay, haronareo, haron', haron-, harom-, haro-
Prefixed : -karona, -karoko, -karonao, -karony, -karontsika, -karonay, -karonareo, -karon', -karon-, -karom-, -karo-
Derivatives 

Entry haron > harona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra. [1.1]
Explanations in English A medium-sized basket, pannier. [mal. Karong, a sack. See sobiky. [1.2]
 A round basket without handles [1.7]
Explanations in French Corbeille ronde sans anse [1.3, 1.8]
 Nom générique des corbeilles [1.3]
 Corbeille [1.8]
Examples 
1Ento mody ny angady sy ny harona [2.528]
2Dia nosokafan-dRamatoa ny harona. [2.587]
3ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293]
Morphology 
Simple : harona, haroko, haronao, harony, harontsika, haronay, haronareo, haron', haron-, harom-, haro-
Prefixed : -karona, -karoko, -karonao, -karony, -karontsika, -karonay, -karonareo, -karon', -karon-, -karom-, -karo-
Compound words 
Proverbs 
Articles 