Entry | haren-danim-bazo | |
Elementary words | harena ; lany ; vazo | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ireo harena na fananana nomena ny sakaiza ratsy ka verivery foana ary very tanteraka; vola lany nanaovana ny sitrapon' ny vehivavy sakaiza [1.1] | |
Updated on 2023/05/23 |