Entry | hanimainty | |
Elementary words | hanina ; mainty | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo [1.1] | |
Examples | Ka halaiko hitaiza ahy izy roa lahy ireo raha mety fa nahitann ny hanina soa indrindra, dia ny vary sy ny hena, fa tsy tahaka ny hanimainty sy ny hanin-kotrana.
[1.436] | |
Synonyms | haninkotrana | |
Updated on 2023/05/20 |