Entry (1/2) | 1 handrona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitobian-javatra amin' ny toerana iray; fijanonan' ny rano tsy mivoaka fa mitoby fotsiny amin' ny toerana iray. |
Explanations in English |
4 [1.7] stagnation |
Explanations in French |
5 [1.3] stagnation, se dit des liquides et des affaires 6 [1.8] stagnation |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 12 handroña |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Tanala]
famaky |
Synonyms | 15 handroñana |
Anagrams | 16 ahandron, hanandro, handoran, handroan, handroña, handrona, haondran, nahandro, nandraho |
Updated on 2020/07/31 |