Entry halavitina (halatra)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Asiana elanelany mampisaraka ny tena aminy, tsy akekezina: Halavitina kely no fijery ny sary hoso-doko
¶ Andosirana: Halavito ny namon-dratsy [Rajemisa 1985]
English translation see lavitra. [Richardson 1885]
Morphology 
halavitina
halavitiko
halavitinao
halavitiny
halavitintsika
halavitinay
halavitinareo
halavitin'
halavitin-
halavitim-
halaviti-
nohalavitina
nohalavitiko
nohalavitinao
nohalavitiny
nohalavitintsika
nohalavitinay
nohalavitinareo
nohalavitin'
nohalavitin-
nohalavitim-
nohalaviti-
hohalavitina
hohalavitiko
hohalavitinao
hohalavitiny
hohalavitintsika
hohalavitinay
hohalavitinareo
hohalavitin'
hohalavitin-
hohalavitim-
hohalaviti-
halavito
Synonyms halavirina

Updated on 2020/07/31