|
|
|
|

Entry1  halatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fakana zavatr' olona tsy an-drariny: Voarara ao amin' ny didy fahafito ny halatra
Fifetsena zavatr' olona: Halatra ankitsirano izao fihazonanao ny koramako izao
Zavatra nangalarina: Mahavoasazy ny mividy halatra
Explanations in English  4  [1.2] theft, pilfery, robbery
Explanations in French  5  [1.3#209] la chose volée, vol, larcin, action faite à la dérobée, sans permission: Sahy nivarotra halatra izy (Il a osé vendre des objets volés)
Examples  6  Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. [2.4#132]
7  tsy manana anton-koraka fa halatra no antenainy; [2.69#18]
8  Indray maka, nisy vonoana olona noho ny halatra mangahazo. [2.472#129]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Analogs  14  rairay, temoka, latsakalina, behariva
Compound words 
Proverbs  24  Proverbs containing the word halatra
Article  25  Randzavola: halatra ao amin' ny Baiboly

Anagrams  26 

Updated on 2025/01/21