Entry fangalarina (halatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona mangalatra foana tsy mety fay fa toa efa anton-draharaha mihitsy aminy ny mangalatra [1.1]
Explanations in English A confirmed thief. [1.2]
 Habitually thievish [1.7]
Explanations in French Un voleur de profession [1.3, 1.8]
Examples 
1izay fatra-pifehy trano fangalarina. [1.437]
2Ny papango fangalarina, ny goaika didimaso, ary ny takatra lava hatoka; [2.69]
Proverbs 

Updated on 2023/01/08