|
|
|
|

Entry1  haisoratra
Elementary words  2  hay, soratra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran' ny haisoratra malagasy
Explanations in English  5  [1.7] prose
Explanations in French  6  [1.8] prose
7  [1.5#132] littérature
Examples  8  Tantaran ny haisoratra malagasy, Fizarana I. [2.285]
9  Raha fintinina izany, dia azo lazaina fa tsy mitovy velively ny lanjan'ny fanabeazan'ny harivolana eo amin'ny fiarahamonina miaina amin'ny teny, sy ny an'ny haisoratra ao amin'ny fiarahamonina fehezin'ny soratra. [2.606]
Vocabulary  10  Literature: (in general)
Compound words 

Anagrams  12  haisoratra, hasoratray

Updated on 2023/05/23