Entry | 1 hafatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny apetraka amin' olona iray mba hampitainy amin' ny olon-kafa iray: Lasa nitondra hafatra izy Torohevitra, didy, teny apetraka: Izao no hafatr' i Dada tamiko talohan' ny handehanany |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] a message 5 [1.2] a will, a testament, a request, an order for something. See didy. 6 [1.7] a recommendation; an order for merchandise |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] message; recommandation; commande de marchandise 8 [1.3] commission |
Examples |
9 fa izao no hafatra nataony: [2.293] 10 Nifantoka mafy tao an-tsainy ny hafatra natao azy. [2.470] 11 Ary nametrahana hafatra koa ka milaza. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
25 Hafatry ny Mpaminany (Doriguzzi A.) 26 Hafatry ny mpanabe (Ratrema William) 27 Md François hafatra velona (Gobry Ivan) 28 Ny Hafatry ny Ombalahibemaso : Seho an-tsehatra notsongaina avy amin' ny tantaran-dRadama Voalohany (Randriamamonjy Esther) |
Proverbs | 29 Proverbs containing the word hafatra |
Anagrams | 30 afahatr, ahafatr, fahatra, hafatra |
Updated on 2023/07/02 |