Entry manafatra (hafatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manome zavatra hampanaovina olona: Nanafatra ahy Rabe mba hitondra itỳ taratasy itỳ aty aminao
¶ Mampaka, manao izay hahatongavana, mividy any lavitra: Nanafatra boky, nanafatra mpampianatra any Antananarivo izahay
¶ Mamporisika, manoro hevitra: Nanafatra ny mponina ny filohan' ny Nosy mba hiasa daholo [Rajemisa 1985]
English translation to bequeath, to specify; to order, to send for. [Richardson 1885]
 to entrust with a commission; to warn; to order merchandise [Hallanger 1973]
French translation donner une commission, charger; passer une commande [Hallanger 1974]
Morphology 
manafatra
nanafatra
hanafatra
manafara
Quotes 

Updated on 2020/07/31