Entry haavo (avo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity [1.1]
 Refy mijidina takatry ny zavatra iray [1.13]
Explanations in French Hauteur [1.13]
Examples Fantatra anefa fa raha foanana ny vola miditra avy amin' ny hetra dia tokony hofoanana ny fandaniana mitovy haavo amin' izany teti-bidy izany. [4.27]
Compound words 

Entry haavo (avo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/08/11