|
|
|
|

Entry (1/2)1  haavo
Root  2  avo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity
5  [1.13] refy mijidina takatry ny zavatra iray
Explanations in French  6  [1.13] hauteur
Examples  7  Fantatra anefa fa raha foanana ny vola miditra avy amin' ny hetra dia tokony hofoanana ny fandaniana mitovy haavo amin' izany teti-bidy izany. [4.27#]
Compound words 

Entry (2/2)15  haavo
Root  16  avo
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  [1.1] Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/21