|
|
|
|

Entry (1/3)1  gogo
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  voir gogoGOgo#mg.n, plus usité [1.3#198]
Derivatives 
4  Names :
Toponyms 

Entry (2/3)6  gogo
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm (Arius madagascariensis ). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [Sakalava] [1.1#393]
Explanations in English  9  a kind of fish [1.2]
Vocabulary  10  Zoology: fishes
Synonyms  11  vahona#mg.n.2
Scientific name 

Entry (3/3)13  gogo
Part of speech  14  noun
Explanations in English  15  a species of crocodile [Sakalava] [1.2]
Vocabulary  16  Zoology: reptiles, amphibians

Updated on 2023/02/22