Entry goga
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Antitra izaitsizy, tranainy, efa ela dia ela: Efa goga marina Ingahy Rainikoto fa efa dimy amby zato taona
Mitovy hevitra: antitra ~ golagoay ~ konka ~ tranainy [Rajemisa 1985]
English definition   aged. See konka, antitra. [Richardson 1885]
French definition   [Tankarana] vieux. [David 1952 (takila G)]

Entry goga
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsileo] vodihazo ngeza niongotra: Fairo ateto ny goga fa hamindroañe se aliña (Ento eto ny vodihazobe hatao kitay hamindroana raha alina) [Rakotosaona 1972]

Entry Goga
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   Goga [Baiboly]
English definition   Gog [Baiboly]
French definition   Gog [Baiboly]
Vocabulary  
Quotes  

Updated on 2017/03/10