|
|
|
|

Entry (1/2)1  gina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy misy feo re: Gina ny tanàna
Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ
Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba
Explanations in English  4  [1.2] [Provincial] for ngina
5  [1.7] silent, solitary
Explanations in French  6  [1.3#197] qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi
7  [1.8] silencieux, solitaire
Examples  8  gina ny tanàna (Le village est silencieux) [1.3]
9  gina ny sofiko azon' ny tabataba (Mes oreilles sont assourdies par le bruit) [1.3]
10  Notenenina izy ka gina tery (Il a été admonesté et a gardé subitement le silence) [1.3]
11  gina ny olona rehetra. [2.298]
12  Taitra sy gina no nifampijery ny mpianatra. [2.356]
13  Dia gina indray izy ka tsy nety namaly na dia teny indraim-bava akory aza. [2.69]
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Synonyms  18  gingina
Analogs  19  kina, sina, mangina, tankina, tsymiteny, tsymiloabava, tsymiloapeo, tsymitenytsymivolana, mihimoka, mizaimolotra, mikombombava, tsyahitanteny, mafyvava, vitsyteny, misarakaamanteny, moana

Entry (2/2)20  gina
Part of speech  21  adjective
Explanations in English  22  [1.2] a very loud report

Anagrams  23  angy, gani, gina, inga

Updated on 2024/02/27