Entry garabola
Part of speech noun
Malagasy definition Ny lakilasy misy ny mpianatra madinika vao mianatra abidy [Rajemisa 1985]
 sekoly fibeazana fototra ianaran' ireo zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Manampy betsaka ny fanabeazana ny fampitaovana an' ireny garabola ireny [Akademia 2005]
French definition classe maternelle [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Analogues  tongavola ~ rosovola ~ kingavola ~ haivola
Examples 
1Toraka izany ny mikasika ny fampianarana, manomboka amin’ny garabola ka hatrany amin’ny sampampianarana ambaratonga ambony [SeFaFi ]
2Sa amin' ny alalan' ny fiparitahan' ny sekoly tsy miankina tsy an' ny fiangonana, izay mirehareha fa manome fampianarana amin' ny teny frantsay tanteraka manomboka amin' ny kilasy garabola ka hatramin' ny kilasy famaranana? [SeFaFi , 2006/11/17]

Entry Garabola
Part of speech name (book or play title)
Author FOFAFIPE
Publishings 1992, 2000. Width: 18cm. Height: 24cm. Pages: 96. Ministeran'ny Fampianarana Ambaratonga Faharoa sy Fanabeazana Fototra, Antananarivo.
Copyright MinESEB 2000
Vocabulary 
Description Boky famakianteny sy fanazaran-tsaina ho an' ny T1 (Kilasy faha-11)
Tables and plates All the titles

Updated on 2020/04/19