Entry | 1 fotsina |
Root | 2 fotsy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro |
Explanations in English |
5 [1.2] to be made white. 6 [1.7] to be whitened |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on blanchit |
Morphology |
|
Other spellings | 12 fotsiana |
Anagrams | 13 afontsy, afotsin, fanitso, fiantso, fotsian, fotsina, itsofan, nafotsy, nitsofa, tsofany, -tsofina, tsofina |
Updated on 2023/01/20 |