Entry fotsiana (fotsy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao
Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro [1.1]
Explanations in English To be made white. [1.2]
 To be whitened [1.7]
Explanations in French Qu'on blanchit [1.8]
Morphology 
Present : fotsiana, fotsiako, fotsianao, fotsiany, fotsiantsika, fotsianay, fotsianareo, fotsian', fotsian-, fotsiam-, fotsia-
Past : nofotsiana, nofotsiako, nofotsianao, nofotsiany, nofotsiantsika, nofotsianay, nofotsianareo, nofotsian', nofotsian-, nofotsiam-, nofotsia-
Future : hofotsiana, hofotsiako, hofotsianao, hofotsiany, hofotsiantsika, hofotsianay, hofotsianareo, hofotsian', hofotsian-, hofotsiam-, hofotsia-
Imperative : fotsio
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20