|
|
|
|

Entry1  fotsina
Root  2 fotsy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao
5 Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro [1.1]
Explanations in English  6 to be made white. [1.2]
7 to be whitened [1.7]
Explanations in French  8 qu'on blanchit [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Other spellings  13 fotsiana

Anagrams  14 afontsy, 15 fanitso, 16 fiantso, fotsina, 17 nafotsy, 18 tsofina

Updated on 2025/09/12