Entry | fotsiana (fotsy) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be made white. [1.2] | ||||||||
To be whitened [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Qu'on blanchit [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Other spellings | fotsina | ||||||||
Anagrams | fotsiana, itsofana, safotany, safotina |
Updated on 2023/01/20 |