Entry fosaina (fosa)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Haratsina, zimbaina, hamavoina: Toa nofosainareo adiny iray maninjitra, hono, aho!
¶ Lazaina ny hadisoana takona nataon' ilay tenenina: Aza fosaina ny namanao fa aleo vandana imaso, hoy ny Ntaolo, toy izay vandana ivoho [Rajemisa 1985]
English definition to be backbitten, to be scandalized. [Richardson 1885]
 to be slandered [Hallanger 1973]
French definition qu'on calomnie [Hallanger 1974]
Morphology 
fosaina
fosaiko
fosainao
fosainy
fosaintsika
fosainay
fosainareo
fosain'
fosain-
fosaim-
fosai-
nofosaina
nofosaiko
nofosainao
nofosainy
nofosaintsika
nofosainay
nofosainareo
nofosain'
nofosain-
nofosaim-
nofosai-
hofosaina
hofosaiko
hofosainao
hofosainy
hofosaintsika
hofosainay
hofosainareo
hofosain'
hofosain-
hofosaim-
hofosai-
fosao
Quotes 

2012/10/19