Entry fokontany
Elementary words foko ; tany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Fizaran-tany amin'ny kantao [1.78]
 Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona [1.1]
Explanations in French  [Taisaka] Les gens du clan [1.82]
Examples 
1Mihamahazo vahana kosa eo anatrehan' izany ny Filohan' ny Fokontany. [2.606]
2manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny Fokontany rehetra ny Kaominina. [4.27]
Vocabulary 
Compound words 
Analogs  faritany ~ fivondronana ~ firaisana

Updated on 2023/12/08