Entry fivondronana (vondrona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitambaran' olona na zavatra mikambana ho iray: Noho ny fivondronan' ny fokonolona no nahatsanganana an' io trano sekoly io [1.1]
Explanations in French Groupement [1.5]
Examples Ary raha jerena toa tia fivondronana kosa isika Malagasy, dia lavitra antsika ny firaisan-kina! [2.503]

Entry fivondronana (vondrona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1]
Explanations in French Unité administrative équivalente à la [...] [full text in 1.5]
Examples Tonga teto omaly ny mpiasan'ny Fivondronana. [2.445]
Vocabulary 
Synonyms fivondronam-pokontany

Updated on 2020/07/31