Entry |
fizotry > fizotra
(zotra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fomba na toetran' ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron' ny tantara [1.1]
|
Explanations in French | Processus; déroulement [1.13]
|
Examples |
1 | Ka ny marika hahalalana fa nahazo tsodrano avy amin' ny Razany ny olona, dia hita (tsapan' izy tompony) mandeha tsara fizotra
[2.245]
|
2 | Ny Filohan' ny Repoblika no filoham-panjakana ray aman-dreny, miantoka amin' ny alalan' ny fanelanelanany ny fizotra ara-dalàna
[2.445]
|
|
Compound words |
|
|