Entry | 1 fitsapana |
Root | 2 tsapa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fikasihana amin' ny tanana: Ny fitsapana no ahalalan' ny olombelona ny momba ny hamafy na hafanan' ny zavatra iray Fanandramana: Efa nanaovanao fitsapana ve etỳ masinina vao namboarinao ity? Fijerena izay tena toetran' ny zavatra iray marina, fisedrana: Ny fanadinana tsy inona fa fitsapana ny fahaizan' ny mpianatra / Mahereza fa mety ho fitsapana avy amin' Andriamanitra ihany izao voina mahazo anao izao Famangiana amin' ny fahoriana raha misy maty, famangiana mania, fanaladiana: Efa tonga nanao fitsapana teo ve ny fokonolona? |
Explanations in English |
5 [1.7] the act of touching; an experiment; the sense of feeling |
Explanations in French |
6 [1.8] action de toucher, de palper ; expérimentation ; le sens du toucher |
Vocabulary |
7 Biology |
Analogs | 8 fahitana, fanamboloana, fandrenesana, fitsiroana |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/12 |
![]() |