Entry fahitana (hita)
Part of speech noun
Malagasy definition Ny maso
¶ Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay
¶ Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany
¶ Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena [Rajemisa 1985]
English definition sight, vision [Hallanger 1973]
French definition la vue; une vision [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Analogues  fanamboloana ~ fandrenesana ~ fitsapana ~ fitsiroana
Quotes 
Articles 

2017/06/29