Entry fitsaohana (tsaoka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana lehibe: Vao tonga izy dia mari-pitsaohana no nataony teo anoloan' ny Filohan' ny Nosy
¶ Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra tokana ihany ho fankatoavana ny maha-Mpahary azy [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23