Entry fitsakana (tsaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Filentehana, fitrobahanjava-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [Rajemisa 1985]
Synonyms fitsaka

Entry fitsakana (tsaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy [Rajemisa 1985]

Updated on 2010/05/06