Entry fitory (tory)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na manisy soritra manelanelana manavaka, na miampanga olona nanao hadisoana amin' ny fitsarana, na milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra [Rajemisa 1985]

Entry fitory (tory)
Part of speech adjective
Malagasy definition Azo torina [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31