Entry fitory (tory)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na manisy soritra manelanelana manavaka, na miampanga olona nanao hadisoana amin' ny fitsarana, na milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra
Azo torina [1.1]
Examples Fa tao amin' ireo Kolejy ireo no nohamafisina ny foto-pisainana samihafa, ny fomba fitondrana tsy mitovy, ny fiheverana momba ny vola, hatramin' ny fomba fitory teny. [2.356]

Anagrams 

Updated on 2023/04/14