Entry fitobatobana (tobatoba)
Part of speech noun
Malagasy definition Fihetsiketsehana, fikobankobanana: Tsy hay lazaina ny fitobato ban' ny rano anaty siny raha mihazakazaka ny mpantsaka
¶ Fandanilaniam-poana, fandaniana ny harena hanaranana fo: Ny fitobatobany no nampahantra azy haingana [Rajemisa 1985]
Synonyms fitobatoba

Updated on 2020/07/31