Entry fitobatoba (tobatoba)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mitobatoba, izany hoe mikobana na mihetsiketsika; toetran' ny olona mitobatoba na mandanilany foana: Tsy mahagaga raha lany sahady ny harenany, fa aiza moa itỳ fitobatobany! [1.1]
Synonyms fitobatobana

Updated on 2023/01/05