Entry fitobatobana (tobatoba)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihetsiketsehana, fikobankobanana: Tsy hay lazaina ny fitobato ban' ny rano anaty siny raha mihazakazaka ny mpantsaka
Fandanilaniam-poana, fandaniana ny harena hanaranana fo: Ny fitobatobany no nampahantra azy haingana [1.1]
Synonyms fitobatoba

Updated on 2023/01/05