Entry | fitobatoba (tobatoba) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra mitobatoba, izany hoe mikobana na mihetsiketsika; toetran' ny olona mitobatoba na mandanilany foana: Tsy mahagaga raha lany sahady ny harenany, fa aiza moa itỳ fitobatobany! [1.1] | |
Synonyms | fitobatobana | |
Updated on 2023/01/05 |