Entry fitery (tery)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina mitery na mamihina tohatr' omby mba hakana ronono: Toa tsy hainao akory izany fitery omby
Azo terena [1.1]
Examples Mihahaka izahay raha vao tratra aoriana ny fitery anay. [2.117]

Anagrams 

Updated on 2023/04/14