Entry fitepoana (tepo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fipepehana, fidondonana moramora, fiemponemponana: Nohenoin' ny dokoterany fitepoan' ny fony, nefa indrisy tsy henony intsony [1.1]
Synonyms fitepotepoana ~ fitepo

Updated on 2020/07/31