Entry fitepotepoana (tepotepo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fipepehana, fidondonana moramora, fiemponemponana: Nohenoin' ny dokoterany fitepoan' ny fony, ny fitepon' ny fony, nefa indrisy tsy henony intsony [1.1]
Explanations in French Pulsation [1.13]
Synonyms fitepotepo

Updated on 2023/01/05