Entry fitenim-paritany (teny, faritra, tany)
Part of speech expression
Malagasy definition fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Synonyms fitenim-paritra

Updated on 2020/07/31