Entry fitenim-paritany
Elementary words fiteny ; faritany
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [1.1]
Examples mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy. [2.285]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2023/06/12