Entry | fitarainana (taraina) | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Fimenomenonana:
Tsy hita hohenoina daholo ny fitarainan'ny mpianatra noho ny habetsahan'ny lesona sy ny enti-mody.
¶ Alahelo: Henonao izao ny fitarainan'ny rahalahinao. ¶ Fitolokoana amana fitoreovana: Mahatorotoro fo ny mandre ny fitarainan'io mahantra io. ¶ Fitoriana: Nandefa fitarainana tany amin'ny fanjakana aho noho ny fanalam-baraka nafitsony ahy. [Rajemisa 1985] | |
English translation | [Rel. s. from mitaraina (taraina).] A complaint. [Richardson 1885] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |