Entry | 1 fitaovana |
Root | 2 tao |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany |
Explanations in English |
5 [1.2] [Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc. 6 [1.7] arms and supplies for war; instruments, equipment |
Explanations in French |
7 [1.8, 1.13] matériel 8 [1.8] armes et matériel de guerre ; instruments 9 [1.13] appareil |
Examples |
10 Ireto avy ny fitaovana ilaina. [2.117#] 11 Namboatra fitaovana maro samihafa izy. [2.445#] 12 Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina. [2.366#] |
Vocabulary |
13 Tools 14 Military |
Compound words |
|
Anagrams | 33 afa-tavony, fiavotana, fitaovana, tafaviona |
Updated on 2024/11/10 |