Entry fitantanana (tana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanohanana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo am-pimindrana miaraka amin'ny tena: Ilaina ny fitantanana ny zaza vao mianamandeha.
Fitondrana, fifehezana: Noraisin'ny fanjakana ny fitantanana ireo orinasa ngeza eto amin'ny firenena. [1.1]
Compound words 

Entry fitantanana (tantana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fizarana (vary, hena, sakafo, vola) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: Iza no hikarakara ny fitantanana ny sakafo amin'ireo mpandevina?
Fiadidiana, fiandraiketana: An'ny vehivavy ny fitantanana ny vola ao an-tokantrano. [1.1]

Updated on 2020/07/31