Entry fitanisana (tanisa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana tanisa.
Fanononana tsirairay: Hain'Ikoto ve ny fitanisana ny anaran'ny olona ao anatin "ny fianakaviana?
Filazalazana antsipiriany, famisavisana: Tsy naharitra aho fa nihataka tsy ta handre ny fitanisany ny fahoriany. [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20