Entry fitambatambazana (tambitamby (tamby))
Part of speech noun
Malagasy definition fanaovana izay hijerenan'ny olona ny tena, izay hahazoan'ny tena sitraka avy amin'ny hafa. [Rajemisa 1985]
 [f-i-tambitambi-az-ana > f-i-tambatamb├ázana] fanaovana an' izay hampalefaka sy sainy sy fon' nyolona tiana hahazoana sitraka [Akademia 2005]
French translation l'action de se faire caresser, le motif [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31